Entry | 1 azo itarafana |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 azo, itarafana |
Examples |
4 [2.470] Mety hahatsangana hafa koa angamba izy, raha tahin' Andriamanitra ka tsy ho efitra milafi-tsihy intsony no hodiavin' ny tongony fa gorodona malama sy mangirana azo itarafana. |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |